FIDIRAN NY MPIANATRA
Faly miarahaba anareo rehetra Lemamy
salama tsara aho aty Mahatsara
Mirary fahasalamana sanareo rehetra aho
Ho totosa tsara daholo ny fidiran ny mpianatra
Mianara tsara ianareo rankizy
Raha hendry tsara ianareo dia manao vacances aty @ dadatoa Mamy
Mirary soa daholo e
Ba betsaka daholo e