ANDRANONANDRIANA

Publié le par LEMAMY

Tsy dia alavitra firy an i MAHATSARA no misy an ANDRANONANDRIANA ; 2 km miala an i MAHATSARA  no misy azy

Farihy izy io ary rano madio mangalahala be trondro.

Araka ny tantara dia farihy fandron ndRAZAFINDRAHETY na RANAVALONA FAHA 3 mpanjakan i MADAGASIKARA farany io farihy io.

Avy ao Miadanandriana (Morokay) no fiaviany Marihina fa ny reniben Lemamy avy ao Miadanandriana tsy iza fa neny RASOANOSY vadin  i dada RAMANAMIRIJA;

 

Publié dans lemamy

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article